13 Ianareo miteny hoe: “Hankany ananona izahay androany na rahampitso, dia hijanona any herintaona, ary hivarotra ka hahazo tombony.”+ 14 Tsy fantatrareo akory anefa izay hitranga aminareo rahampitso.+ Zavona miserana vetivety fotsiny ianareo, dia avy eo levona.+