Josoa 19:1, 2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary natao ny antsapaka faharoa+ ka nahazo anjara i Simeona,+ izany hoe ny fokon’i Simeona, araka ny fianakaviany avy. Tao amin’ny lovan’i Joda ny lovan’izy ireo.+ 2 Ireto no lovany: Beri-sheba+ sy Sheba, Molada,+
19 Ary natao ny antsapaka faharoa+ ka nahazo anjara i Simeona,+ izany hoe ny fokon’i Simeona, araka ny fianakaviany avy. Tao amin’ny lovan’i Joda ny lovan’izy ireo.+ 2 Ireto no lovany: Beri-sheba+ sy Sheba, Molada,+