1 Samoela 8:1, 2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Rehefa antitra i Samoela, dia notendreny ho mpitsaran’ny Israely ireo zanany lahy. 2 Joela no anaran’ny zanany lahimatoa, ary Abia+ kosa no anaran’ny faharoa. Mpitsara tao Beri-sheba izy ireo.
8 Rehefa antitra i Samoela, dia notendreny ho mpitsaran’ny Israely ireo zanany lahy. 2 Joela no anaran’ny zanany lahimatoa, ary Abia+ kosa no anaran’ny faharoa. Mpitsara tao Beri-sheba izy ireo.