Eksodosy 28:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 “Alaivo avy amin’ny Israelita i Arona+ rahalahinao sy ny zanany lahy,+ izany hoe i Nadaba, Abiho,+ Eleazara, ary Itamara,+ mba hanao ny asan’ny mpisorona eo anatrehako.+ Nomery 3:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 I Eleazara+ zanak’i Arona mpisorona no lehiben’ny mpiadidy teo amin’ny Levita. Izy no mpiandraikitra an’izay nanana andraikitra tao amin’ny toerana masina.
28 “Alaivo avy amin’ny Israelita i Arona+ rahalahinao sy ny zanany lahy,+ izany hoe i Nadaba, Abiho,+ Eleazara, ary Itamara,+ mba hanao ny asan’ny mpisorona eo anatrehako.+
32 I Eleazara+ zanak’i Arona mpisorona no lehiben’ny mpiadidy teo amin’ny Levita. Izy no mpiandraikitra an’izay nanana andraikitra tao amin’ny toerana masina.