12 Ho fialokalofana ho anareo ireny tanàna ireny, mba tsy ho tratran’ny mpamaly ra ianareo.+ Amin’izay dia tsy ho faty izay nahafaty olona, alohan’ny hitsarana azy eo anatrehan’ny vahoaka.+ 13 Izany no hampiasana ny tanàna fialokalofana enina homenareo.