Genesisy 6:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Dia nanaraka ny didy rehetra nomen’Andriamanitra azy i Noa. Izany mihitsy no nataony.+ Eksodosy 39:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Koa vita daholo ny asa momba ny tranolay masina, izany hoe ny tranolay fihaonana. Nataon’ny Israelita izay rehetra nandidian’i Jehovah an’i Mosesy.+ Izany mihitsy no nataon’izy ireo.
32 Koa vita daholo ny asa momba ny tranolay masina, izany hoe ny tranolay fihaonana. Nataon’ny Israelita izay rehetra nandidian’i Jehovah an’i Mosesy.+ Izany mihitsy no nataon’izy ireo.