2 Lehibe ny asan’i Jehovah;+
ד [Daleta]
Mianatra momba azy ireny izay rehetra mankafy an’ireny.+
ה [He]
3 Heni-kaja sady mahavariana ny zavatra ataony,
ו [Vao]
Ary maharitra mandrakizay ny fahamarinany.+
ז [Zaina]
4 Ataony izay hahatsiarovana+ ny zavatra mahatalanjona nataony.
ח [Heta]
Mangoraka sy mamindra fo i Jehovah.+