33 Hitanay tao koa ny Nefilima, dia ny taranak’i Anàka+ avy amin’ny* Nefilima. Hoatran’ny valala izahay raha ampitahaina aminy, ary hoatr’izany koa ny fahitany anay.”
11 I Oga mpanjakan’i Basana no sisa tavela tamin’ny Refaima. Vita tamin’ny vy* ilay filanjana ny fatiny,* ary mbola ao Raba tanànan’ny Amonita ilay izy. Sivy hakiho* ny lavan’izy io, ary efatra hakiho ny sakany, araka ny hakiho mahazatra.