Genesisy 29:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ary bevohoka indray izy ka tera-dahy, dia hoy izy: “Satria tsy tian’ny vadiko aho, dia nohenoin’i Jehovah ny fitarainako ka nomeny an’ity iray ity koa aho.” Dia nataony hoe Simeona*+ ny anarany.
33 Ary bevohoka indray izy ka tera-dahy, dia hoy izy: “Satria tsy tian’ny vadiko aho, dia nohenoin’i Jehovah ny fitarainako ka nomeny an’ity iray ity koa aho.” Dia nataony hoe Simeona*+ ny anarany.