2 Samoela 5:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia nanorim-ponenana tao amin’ilay tanàna voaro mafy i Davida. Ary nantsoina* hoe Tanànan’i Davida izy io. Nanorina manda sy trano hafa teo amin’ilay Havoana*+ sy tao an-tanàna+ izy.
9 Dia nanorim-ponenana tao amin’ilay tanàna voaro mafy i Davida. Ary nantsoina* hoe Tanànan’i Davida izy io. Nanorina manda sy trano hafa teo amin’ilay Havoana*+ sy tao an-tanàna+ izy.