-
2 Mpanjaka 21:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Napetrany tao amin’ilay trano ilay sary sokitra nataony, izany hoe ilay tsato-kazo masina.*+ Io trano io anefa ilay efa notenenin’i Jehovah tamin’i Davida sy Solomona zanany hoe: “Ato amin’ity trano ity sy eto Jerosalema, izay nofidiko tamin’ny tanànan’ny foko rehetra teo amin’ny Israely, no hametrahako foana ny anarako.+
-