2 Tantara 29:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia nankao amin’i Hezekia Mpanjaka izy ireo, ka niteny hoe: “Efa voadionay ny tranon’i Jehovah manontolo, sy ny alitaran’ny fanatitra dorana+ sy ny fitaovany rehetra,+ ary ny latabatry ny mofo mifanaingina*+ sy ny fitaovany rehetra.
18 Dia nankao amin’i Hezekia Mpanjaka izy ireo, ka niteny hoe: “Efa voadionay ny tranon’i Jehovah manontolo, sy ny alitaran’ny fanatitra dorana+ sy ny fitaovany rehetra,+ ary ny latabatry ny mofo mifanaingina*+ sy ny fitaovany rehetra.