-
1 Mpanjaka 2:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Ary hotanterahin’i Jehovah ny zavatra nampanantenainy ahy hoe: ‘Raha mitandrina tsara an’izay ataony ny taranakao, ka manaraka foana an’izay atoroko sady manao an’izany amin’ny fony manontolo sy ny heriny manontolo,+ dia hisy lehilahy avy amin’ny taranakao foana* hipetraka eo amin’ny seza fiandrianan’ny Israely.’+
-