Deoteronomia 17:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Tsy tokony hampitombo ny isan’ny soavaliny anefa izy,+ na handefa olona hiverina any Ejipta mba hahazoana soavaly betsaka kokoa.+ Niteny taminareo mantsy i Jehovah hoe: ‘Aza miverina amin’io lalana io intsony ianareo.’ 1 Mpanjaka 4:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary nanana tranon-tsoavaly 4 000* i Solomona, ho an’ireo soavaly mpitarika ny kalesiny. Nanana soavaly* 12 000 koa izy.+
16 Tsy tokony hampitombo ny isan’ny soavaliny anefa izy,+ na handefa olona hiverina any Ejipta mba hahazoana soavaly betsaka kokoa.+ Niteny taminareo mantsy i Jehovah hoe: ‘Aza miverina amin’io lalana io intsony ianareo.’
26 Ary nanana tranon-tsoavaly 4 000* i Solomona, ho an’ireo soavaly mpitarika ny kalesiny. Nanana soavaly* 12 000 koa izy.+