21 Volamena daholo ny kaopin’i Solomona Mpanjaka. Ary volamena tsy misy fangarony ny fitaovana rehetra tao amin’ny Trano Alan’i Libàna.+ Tsy nisy zavatra vita tamin’ny volafotsy mihitsy, satria noheverina ho tsinontsinona ny volafotsy tamin’ny andron’i Solomona.+