2 Tantara 29:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Koa tezitra tamin’i Joda sy Jerosalema i Jehovah,+ ka nataony nihorohoro sy gaga ary nisioka* izay olona nahita ny nanjo azy ireo, araka izao hitan’ny masonareo izao.+ Daniela 9:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Notanterahinao ny teny nanamelohanao anay+ sy ny mpitondra nitondra anay.* Koa nandefasanao loza lehibe izahay, ary mbola tsy nisy loza hoatran’ny nanjo an’i Jerosalema+ mihitsy na taiza na taiza tetỳ ambanin’ny lanitra.
8 Koa tezitra tamin’i Joda sy Jerosalema i Jehovah,+ ka nataony nihorohoro sy gaga ary nisioka* izay olona nahita ny nanjo azy ireo, araka izao hitan’ny masonareo izao.+
12 Notanterahinao ny teny nanamelohanao anay+ sy ny mpitondra nitondra anay.* Koa nandefasanao loza lehibe izahay, ary mbola tsy nisy loza hoatran’ny nanjo an’i Jerosalema+ mihitsy na taiza na taiza tetỳ ambanin’ny lanitra.