2 Dia nandeha nitsena an’i Asa izy, ka niteny hoe: “Henoy aho, ry Asa sy Joda ary Benjamina rehetra! Manampy anareo foana i Jehovah, raha tsy mivadika aminy ianareo.+ Ary raha mitady azy ianareo, dia hataony izay hahitanareo azy.+ Fa raha mahafoy azy kosa ianareo, dia hafoiny koa.+