-
1 Samoela 7:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Dia hoy i Samoela tamin’ny taranak’Israely rehetra: “Raha tena amin’ny fonareo manontolo+ no iverenanareo amin’i Jehovah, dia esory tsy ho eo aminareo ny andriamanitry ny firenen-kafa+ sy ireo sarin’i Astarta.+ Omeo an’i Jehovah ny fonareo ka aza avela hiovaova, ary izy irery ihany tompoina,+ dia hamonjy anareo amin’ny Filistinina izy.”+
-