1 Samoela 17:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Hoy i Davida taminy: “Ianao hiady amiko amin’ny sabatra sy lefona ary lefom-pohy,+ fa izaho kosa hiady aminao amin’ny anaran’i Jehovah Tompon’ny tafika,+ ilay Andriamanitry ny tafiky ny Israely izay nilanao ady.+ Salamo 20:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Hihoby izahay noho ny asa famonjena ataonao;+Hasandratray amin’ny anaran’ny Andriamanitray ny saina kely entinay.+ Hotanterahin’i Jehovah anie izay rehetra angatahinao! Ohabolana 18:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ny anaran’i Jehovah dia tilikambo mafy.+ Mihazakazaka mankao ny olo-marina ka voaro.*+
45 Hoy i Davida taminy: “Ianao hiady amiko amin’ny sabatra sy lefona ary lefom-pohy,+ fa izaho kosa hiady aminao amin’ny anaran’i Jehovah Tompon’ny tafika,+ ilay Andriamanitry ny tafiky ny Israely izay nilanao ady.+
5 Hihoby izahay noho ny asa famonjena ataonao;+Hasandratray amin’ny anaran’ny Andriamanitray ny saina kely entinay.+ Hotanterahin’i Jehovah anie izay rehetra angatahinao!