-
1 Mpanjaka 22:7, 8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Ary hoy i Josafata: “Tsy misy mpaminanin’i Jehovah moa eto? Aleo koa izy asaintsika manontany.”+ 8 Dia hoy ny mpanjakan’ny Israely tamin’i Josafata: “Mbola misy lehilahy iray any azontsika asaina manontany an’i Jehovah.+ I Mikaia zanak’i Jimla! Halako anefa izy+ satria tsy mba maminany zavatra tsara momba ahy mihitsy fa zava-dratsy foana.”+ Hoy anefa i Josafata: “Aza dia miteny hoatr’izany, ry mpanjaka ô!”
-