-
Jeremia 23:28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 Avelao hitantara ny nofiny izay mpaminany manonofy. Fa izay nanankinana ny teniko kosa, dia tokony ho ny teniko ihany no holazainy.”
“Inona moa izay mololo raha oharina amin’ny voam-bary?”, hoy i Jehovah.
-