Isaia 19:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nataon’i Jehovah sahiran-tsaina i Ejipta,+Ary manoro vohony an’i Ejipta amin’izay rehetra ataony ny mpitarika azy,Ka hoatran’ny olona mamo mibolisatra eo amin’ny zavatra naloany izy. Ezekiela 14:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “‘Raha voafitaka anefa ilay mpaminany ka mamaly an’izay anontaniana azy, dia izaho Jehovah no namitaka azy.+ Dia hatsotrako hamely azy ny tanako, ka haringako tsy ho anisan’ny Israely vahoakako izy.
14 Nataon’i Jehovah sahiran-tsaina i Ejipta,+Ary manoro vohony an’i Ejipta amin’izay rehetra ataony ny mpitarika azy,Ka hoatran’ny olona mamo mibolisatra eo amin’ny zavatra naloany izy.
9 “‘Raha voafitaka anefa ilay mpaminany ka mamaly an’izay anontaniana azy, dia izaho Jehovah no namitaka azy.+ Dia hatsotrako hamely azy ny tanako, ka haringako tsy ho anisan’ny Israely vahoakako izy.