Mpitsara 11:27, 28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Izaho aloha tsy nanota taminao e, fa ianao no diso satria manafika ahy. I Jehovah Mpitsara+ anie hitsara ny vahoakan’Israely sy ny vahoakan’i Amona androany!’” 28 Tsy noraharahian’ny mpanjakan’ny Amonita anefa ny hafatra nampitain’i Jefta tany aminy. Salamo 7:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Mitsangàna, Jehovah ô, ary asehoy hoe tezitra ianao!Mijoroa hanohitra ny fisafoakan’ny fahavaloko;+Mifohaza hamonjy ahy, ary asaivo ampiharina ny rariny.+
27 Izaho aloha tsy nanota taminao e, fa ianao no diso satria manafika ahy. I Jehovah Mpitsara+ anie hitsara ny vahoakan’Israely sy ny vahoakan’i Amona androany!’” 28 Tsy noraharahian’ny mpanjakan’ny Amonita anefa ny hafatra nampitain’i Jefta tany aminy.
6 Mitsangàna, Jehovah ô, ary asehoy hoe tezitra ianao!Mijoroa hanohitra ny fisafoakan’ny fahavaloko;+Mifohaza hamonjy ahy, ary asaivo ampiharina ny rariny.+