43 Nanao hoatran’izay rehetra nataon’i Asa+ rainy foana izy. Tsy niala tamin’izany izy, ary nanao izay tsara teo imason’i Jehovah.+ Tsy nesorina anefa ny toerana avo, ary mbola nanao sorona sy nandoro fanatitra mba hidona-tsetroka teny ihany ny vahoaka.+