1 Mpanjaka 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nankany Gibeona ny mpanjaka mba hanao sorona, satria io no toerana avo nalaza indrindra.*+ Nanolotra sorona dorana 1 000 teo ambonin’ilay alitara tany i Solomona.+
4 Nankany Gibeona ny mpanjaka mba hanao sorona, satria io no toerana avo nalaza indrindra.*+ Nanolotra sorona dorana 1 000 teo ambonin’ilay alitara tany i Solomona.+