1 Mpanjaka 14:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Mandehana teneno i Jeroboama hoe: ‘Izao no lazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: “Nasandratro avy teo amin’ny vahoaka ianao mba ho mpitarika ny Israely vahoakako.+ 1 Mpanjaka 14:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ianao kosa nanao zavatra ratsy lavitra noho izay rehetra talohanao. Nanamboatra andriamani-kafa sy sarivongana metaly* ho anao ianao mba hampahatezitra ahy.+ Izaho mihitsy no nomenao lamosina.+ Hosea 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Henoy ny tenin’i Jehovah, ry vahoakan’Israely,Fa miady amin’ny mponin’ity tany ity any amin’ny fitsarana i Jehovah,+Satria tsy misy manao ny marina eto, na maneho fitiavana sy tsy mivadika, na mahalala an’Andriamanitra.+
7 Mandehana teneno i Jeroboama hoe: ‘Izao no lazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: “Nasandratro avy teo amin’ny vahoaka ianao mba ho mpitarika ny Israely vahoakako.+
9 Ianao kosa nanao zavatra ratsy lavitra noho izay rehetra talohanao. Nanamboatra andriamani-kafa sy sarivongana metaly* ho anao ianao mba hampahatezitra ahy.+ Izaho mihitsy no nomenao lamosina.+
4 Henoy ny tenin’i Jehovah, ry vahoakan’Israely,Fa miady amin’ny mponin’ity tany ity any amin’ny fitsarana i Jehovah,+Satria tsy misy manao ny marina eto, na maneho fitiavana sy tsy mivadika, na mahalala an’Andriamanitra.+