-
2 Mpanjaka 8:27, 28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Nanao hoatran’izay nataon’ny ankohonan’i Ahaba+ i Ahazia, sady nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah foana, toy ny nataon’ny ankohonan’i Ahaba. Havany am-panambadiana+ mantsy ny ankohonan’i Ahaba. 28 Niaraka tamin’i Jorama zanak’i Ahaba àry izy, mba hiady tamin’i Hazaela mpanjakan’i Syria tany Ramota-gileada.+ Voan’ny Syrianina anefa i Jorama ka naratra.+
-