2 Tantara 17:3, 4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary nanampy an’i Josafata foana i Jehovah. Nanao hoatran’izay nataon’i Davida+ razambeny mantsy izy sady tsy nitady an’ireo Bala. 4 Fa nitady an’ilay Andriamanitry ny rainy+ izy sady nanaraka* ny didiny, fa tsy nanao ny fanaon’ny Israely.+
3 Ary nanampy an’i Josafata foana i Jehovah. Nanao hoatran’izay nataon’i Davida+ razambeny mantsy izy sady tsy nitady an’ireo Bala. 4 Fa nitady an’ilay Andriamanitry ny rainy+ izy sady nanaraka* ny didiny, fa tsy nanao ny fanaon’ny Israely.+