2 Samoela 5:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia nanorim-ponenana tao amin’ilay tanàna voaro mafy i Davida. Ary nantsoina* hoe Tanànan’i Davida izy io. Nanorina manda sy trano hafa teo amin’ilay Havoana*+ sy tao an-tanàna+ izy. 1 Mpanjaka 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia nodimandry any amin’ny razambeny i Davida ka nalevina tao amin’ny Tanànan’i Davida.+
9 Dia nanorim-ponenana tao amin’ilay tanàna voaro mafy i Davida. Ary nantsoina* hoe Tanànan’i Davida izy io. Nanorina manda sy trano hafa teo amin’ilay Havoana*+ sy tao an-tanàna+ izy.