Deoteronomia 24:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “Tsy tokony hovonoina ho faty noho ny fahotan’ny zanany ny ray, ary tsy tokony hovonoina ho faty noho ny fahotan’ny rainy ny zanaka.+ Hovonoina ho faty noho ny fahotana vitany ihany ny olona tsirairay.+
16 “Tsy tokony hovonoina ho faty noho ny fahotan’ny zanany ny ray, ary tsy tokony hovonoina ho faty noho ny fahotan’ny rainy ny zanaka.+ Hovonoina ho faty noho ny fahotana vitany ihany ny olona tsirairay.+