Isaia 30:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hoy izy ireo amin’ny mpahita: ‘Aza mijery’, Ary amin’ny mpahita fahitana hoe: ‘Aza milaza fahitana marina aminay.+ Fa teny fandokafana* no lazao aminay, ary zavatra mamitaka no jereo ao amin’ny fahitana.+
10 Hoy izy ireo amin’ny mpahita: ‘Aza mijery’, Ary amin’ny mpahita fahitana hoe: ‘Aza milaza fahitana marina aminay.+ Fa teny fandokafana* no lazao aminay, ary zavatra mamitaka no jereo ao amin’ny fahitana.+