-
Josoa 14:12, 13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Omeo ahy àry irỳ faritra be tendrombohitra irỳ, izay nampanantenain’i Jehovah tamin’iny andro iny. Marina fa efa henonao tamin’iny andro iny fa nisy Anakita+ tao, sady nisy tanàna lehibe voaro mafy.+ Tena* hanampy ahy anefa i Jehovah+ ka horoahiko izy ireo, araka ny nampanantenain’i Jehovah.”+
13 Nitso-drano an’i Kaleba zanak’i Jefone àry i Josoa, ka nomeny ho lovany i Hebrona.+
-