-
2 Tantara 34:6, 7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Ary tany amin’ireo tanànan’i Manase sy Efraima+ ary Simeona ka hatrany amin’ireo tanànan’i Naftaly, sy tany amin’ny toerana rava rehetra nanodidina azy, 7 dia noravany ny alitara, ary notorotoroiny ho lasa vovoka ny tsato-kazo masina* sy ny sary sokitra.+ Dia narodany daholo ny fandoroana emboka manitra nanerana ny tanin’ny Israely.+ Niverina tany Jerosalema izy avy eo.
-