Mpitsara 18:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Nantsoin’izy ireo hoe Dana ilay tanàna,+ araka ny anaran’i Dana rain’izy ireo, izay naterak’i Israely.+ Laisy anefa no anaran’izy io taloha.+
29 Nantsoin’izy ireo hoe Dana ilay tanàna,+ araka ny anaran’i Dana rain’izy ireo, izay naterak’i Israely.+ Laisy anefa no anaran’izy io taloha.+