Eksodosy 34:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nandalo teo anatrehan’i Mosesy i Jehovah ka niteny hoe: “Jehovah, Jehovah, Andriamanitra mamindra fo+ sy mangoraka,*+ tsy mora tezitra,+ tena be fitiavana sy tsy mivadika*+ sady tena tia fahamarinana,*+ Salamo 86:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tsara toetra+ sy vonona hamela heloka+ mantsy ianao, Jehovah ô!Be fitiavana sy tsy mivadika amin’izay rehetra miantso anao ianao.+ Mika 7:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Iza no Andriamanitra hoatr’anao,Izay mamela fahadisoana sy mamela ny heloky+ ny sisa amin’ny lovanao?+ Tsy ho tezitra mandrakizay ianao,Satria mahafinaritra anao ny maneho fitiavana sy tsy mivadika.+
6 Nandalo teo anatrehan’i Mosesy i Jehovah ka niteny hoe: “Jehovah, Jehovah, Andriamanitra mamindra fo+ sy mangoraka,*+ tsy mora tezitra,+ tena be fitiavana sy tsy mivadika*+ sady tena tia fahamarinana,*+
5 Tsara toetra+ sy vonona hamela heloka+ mantsy ianao, Jehovah ô!Be fitiavana sy tsy mivadika amin’izay rehetra miantso anao ianao.+
18 Iza no Andriamanitra hoatr’anao,Izay mamela fahadisoana sy mamela ny heloky+ ny sisa amin’ny lovanao?+ Tsy ho tezitra mandrakizay ianao,Satria mahafinaritra anao ny maneho fitiavana sy tsy mivadika.+