2 Mpanjaka 19:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia hoy i Isaia tamin’izy ireo: “Lazao amin’ny tomponareo hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah: “Aza matahotra+ na dia naheno an’izany teny izany aza ianao, dia izay notenenin’ny mpanompon’ny mpanjakan’i Asyria tamin’izy ireo nanevateva ahy.+
6 Dia hoy i Isaia tamin’izy ireo: “Lazao amin’ny tomponareo hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah: “Aza matahotra+ na dia naheno an’izany teny izany aza ianao, dia izay notenenin’ny mpanompon’ny mpanjakan’i Asyria tamin’izy ireo nanevateva ahy.+