Ezra 5:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nitsinjo an’ireo anti-panahin’ny* Jiosy anefa Andriamanitra,*+ ka tsy nisy nahasakana azy ireo tsy hanohy an’ilay asa, mandra-pandefa tatitra tany amin’i Dariosy sy mandra-pahazo valin-taratasy momba an’izany.
5 Nitsinjo an’ireo anti-panahin’ny* Jiosy anefa Andriamanitra,*+ ka tsy nisy nahasakana azy ireo tsy hanohy an’ilay asa, mandra-pandefa tatitra tany amin’i Dariosy sy mandra-pahazo valin-taratasy momba an’izany.