6 Niala avy tany Babylona io Ezra io. Mpanao dika soratra izy, ary tena nahay tsara ny Lalàn’i Mosesy,+ izay nomen’i Jehovah Andriamanitry ny Israely. Nomen’ny mpanjaka azy izay rehetra nangatahiny, satria nanampy azy ny tanan’i Jehovah Andriamaniny.