7 Tamin’ny volana voalohany, izany hoe ny volana Nisana, tamin’ny taona faha-12+ nanjakan’i Ahasoerosy Mpanjaka, dia nisy nanao Pora+—na Antsapaka—teo imason’i Hamana mba hahafantarany ny andro sy ny volana hanaovana an’izany. Dia ny volana faha-12, izany hoe ny volana Adara, no voafidy.+