1 Tantara 24:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nizara azy ireo araka ny fanompoana hiandraiketany avy i Davida, sy Zadoka+ avy amin’ny taranak’i Eleazara, ary Ahimeleka avy amin’ny taranak’i Itamara. 1 Tantara 24:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Harima no fahatelo, Seorima no fahefatra, Ezra 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ireto ny olona avy any amin’ny faritany tonga avy any Babylona.+ Anisan’ny nataon’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona sesitany tany Babylona+ izy ireo. Samy niverina tany amin’ny tanànany tany Jerosalema sy Joda izy ireo, tatỳ aoriana,+ Ezra 2:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 ary 1 017 ny taranak’i Harima.+
3 Nizara azy ireo araka ny fanompoana hiandraiketany avy i Davida, sy Zadoka+ avy amin’ny taranak’i Eleazara, ary Ahimeleka avy amin’ny taranak’i Itamara.
2 Ireto ny olona avy any amin’ny faritany tonga avy any Babylona.+ Anisan’ny nataon’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona sesitany tany Babylona+ izy ireo. Samy niverina tany amin’ny tanànany tany Jerosalema sy Joda izy ireo, tatỳ aoriana,+