-
2 Mpanjaka 17:33, 34Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
33 Natahotra an’i Jehovah àry izy ireo, saingy mbola nanompo an’ireo andriamaniny ihany, araka ny fivavahan’ireo* firenena niaviany talohan’ny sesitany.+
34 Mbola manaraka ny fivavahany* taloha ihany izy ireo hatramin’izao. Tsy misy manompo* an’i Jehovah izy ireo, sady tsy misy manaraka ny fitsipiny sy ny didim-pitsarany, na ny Lalàna sy didy nomen’i Jehovah ny taranak’i Jakoba, izay novany hoe Israely ny anarany.+
-