30 Ary ataovy ao anatin’ilay saron-tratra fitsarana ny Orima sy ny Tomima.*+ Tsy maintsy hataon’i Arona eo amin’ny fony ireo rehefa mankeo anatrehan’i Jehovah izy. Hataony eo amin’ny fony foana ireo rehefa mankeo anatrehan’i Jehovah izy mba hitsara ny Israelita.