35 Nihinana mana nandritra ny 40 taona ny Israelita,+ mandra-pahatongany tany amin’izay tany nisy mponina.+ Mana no nohanin’izy ireo mandra-pahatongany tany amin’ny sisin’ny tany Kanana.+
33 Dia ho lasa mpiandry ondry atỳ an-tany efitra mandritra ny 40 taona ny zanakareo,+ ka ry zareo no hizaka ny vokatry ny nivadihanareo tamiko,* mandra-pahafatinareo rehetra atỳ an-tany efitra.+