Nehemia 13:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Tamin’izay andro izay dia novakina ny bokin’i Mosesy, ary nihaino ny vahoaka.+ Voasoratra tao fa tsy misy mahazo miditra ho anisan’ny fiangonan’ilay tena Andriamanitra+ mihitsy ny Amonita sy ny Moabita.+
13 Tamin’izay andro izay dia novakina ny bokin’i Mosesy, ary nihaino ny vahoaka.+ Voasoratra tao fa tsy misy mahazo miditra ho anisan’ny fiangonan’ilay tena Andriamanitra+ mihitsy ny Amonita sy ny Moabita.+