Genesisy 23:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia maty tao Kiriata-arba+ i Saraha, izany hoe tao Hebrona,+ any Kanana.+ Ary nanomboka nisaona sy nitomany an’i Saraha i Abrahama. Josoa 14:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Kiriata-arba no anaran’i Hebrona talohan’izay.+—Lehilahy niavaka indrindra teo amin’ny Anakita izany Arba izany.—Dia nilamina ilay tany, ary tsy nisy ady intsony.+
2 Dia maty tao Kiriata-arba+ i Saraha, izany hoe tao Hebrona,+ any Kanana.+ Ary nanomboka nisaona sy nitomany an’i Saraha i Abrahama.
15 Kiriata-arba no anaran’i Hebrona talohan’izay.+—Lehilahy niavaka indrindra teo amin’ny Anakita izany Arba izany.—Dia nilamina ilay tany, ary tsy nisy ady intsony.+