8 Navoakan’i Kyrosy Mpanjaka izany, ka i Mitredata mpitahiry ny harenam-panjakana, no nasainy nanara-maso sy nanisa an’izany mba homena an’i Sesbazara,*+ mpiadidy teo amin’ny Joda.
11 Nisy 5 400 ny isan’ny fitaovana volamena sy volafotsy rehetra. Nentin’i Sesbazara daholo izany, rehefa niala tany Babylona mba ho any Jerosalema ny olona natao sesitany.+