Nehemia 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nanao ny Vavahadin’ondry+ i Eliasiba+ mpisoronabe sy ny mpisorona rahalahiny, ka nanamasina*+ sy nametaka azy io. Nohamasinin’izy ireo koa ny avy eo amin’ilay vavahady ka hatreo amin’ny Tilikambon’i Mea,+ ary hatrany amin’ny Tilikambon’i Hananela.+ Nehemia 13:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Talohan’izay, dia i Eliasiba+ havan’i Tobia+ no mpisorona niandraikitra ny efitra fitehirizana entana* tao an-tranon’ny* Andriamanitray.+
3 Nanao ny Vavahadin’ondry+ i Eliasiba+ mpisoronabe sy ny mpisorona rahalahiny, ka nanamasina*+ sy nametaka azy io. Nohamasinin’izy ireo koa ny avy eo amin’ilay vavahady ka hatreo amin’ny Tilikambon’i Mea,+ ary hatrany amin’ny Tilikambon’i Hananela.+
4 Talohan’izay, dia i Eliasiba+ havan’i Tobia+ no mpisorona niandraikitra ny efitra fitehirizana entana* tao an-tranon’ny* Andriamanitray.+