21 Koa nanome baiko i Zedekia Mpanjaka hoe hotazonina ao amin’ny Tokotanin’ny Mpiambina+ i Jeremia. Ary nomena mofo iray isan’andro avy tany amin’ny Lalan’ny mpanao mofo+ izy, mandra-pahalanin’ny mofo rehetra tao an-tanàna.+ Dia tao amin’ny Tokotanin’ny Mpiambina tao foana i Jeremia.