Estera 9:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia hoy i Estera: “Rahampitso, raha mba mety amin’ny mpanjaka,+ dia aleo mbola havela hanao araka ny lalàna nampiharina androany ny Jiosy eto Sosana.*+ Aleo koa hahantona eo amin’ny tsato-kazo ny zanak’i Hamana folo lahy.”+ Estera 9:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Dia nifamory indray ny Jiosy tao Sosana* tamin’ny andro faha-14 amin’ny volana Adara,+ ka nahafaty 300 lahy tao. Tsy nandroba fananana anefa izy ireo.
13 Dia hoy i Estera: “Rahampitso, raha mba mety amin’ny mpanjaka,+ dia aleo mbola havela hanao araka ny lalàna nampiharina androany ny Jiosy eto Sosana.*+ Aleo koa hahantona eo amin’ny tsato-kazo ny zanak’i Hamana folo lahy.”+
15 Dia nifamory indray ny Jiosy tao Sosana* tamin’ny andro faha-14 amin’ny volana Adara,+ ka nahafaty 300 lahy tao. Tsy nandroba fananana anefa izy ireo.