Estera 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Taorian’izany, dia nomen’i Ahasoerosy Mpanjaka toerana ambony i Hamana+ zanak’i Hamedota Agagita.+ Nasandrany izy, ka nataony ambony kokoa noho ny an’ny andriana hafa rehetra ny toerany.*+
3 Taorian’izany, dia nomen’i Ahasoerosy Mpanjaka toerana ambony i Hamana+ zanak’i Hamedota Agagita.+ Nasandrany izy, ka nataony ambony kokoa noho ny an’ny andriana hafa rehetra ny toerany.*+